Faha 90 taona Fiangonana Batista Biblika
Faha 90 taona (2022)
Faha 90 taona (2022)
« TOMPO ô, efa fonenanay hatramin’ny taranaka rehetra Hianao… Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan’ny tànanay; Eny, ny asan’ny tànanay, ampitoero izy. »
Salamo 90 :1, 17
Mankalaza an’Andriamanitra ny FBBM amin’ity taona ity noho ny faha 90 taonan’ny fiangonana.
Amin’ny alahady 19 jona 2022 izao ny fiaraha-midera an’Andriamanitra izay iarahan’ny fiangonana rehetra eto Antananarivo izay atao eny amin’ny FOFIKRI Ilafy