Edisiona Vaovao Mahafaly
Fampielezana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fianarana ny Baiboly amin’ny taratasy ifandefasana…
Fampielezana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fianarana ny Baiboly amin’ny taratasy ifandefasana…
Ny Edisiona Vaovao Mahafaly dia fikambanana manana sata manokana miaraka miasa amin’ny Fiangonana sy ny Sekoly ary ny Serasera Vaovao Mahafaly momba ny fampielezana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fianarana ny Baiboly amin’ny taratasy ifandefasana EMMAÜS.
VINAN’NY EVM SY NY EMMAÜS
« Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra… », Matio 28:19
« Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra handidiako anareo… », Matio 28:20
« Dia nanomboka hatramin’i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy, ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin’ny Soratra Masina rehetra. », Lioka 24:27
TOMBOTSOA AZO AVY AMIN’NY FIANARANA EVM
Niorina tamin’ny taona 1968 , 22 000 ny isan’ny mpianatra hatramin’izao ary efa nanonta boky voadika amin’ny teny malagasy aman-jatony maro noho ny fananany fitaovana tena raitra tamin’izany ; tao anatin’ny 10 taona dia mihoatra ny 2 000 eo no hoe no isan’ny mpianatra.
IREO FIANARANA BAIBOLY ATAO AMIN’NY TARATASY IFANDEFASANA
Dingana A:
Dingana B:
IVOTOERANA MIANDRAIKITRA NY FIANARANA
FIARAHAMIASAN’NY EVM SY NY EMMAÜS
FILAN-
KEVITRA SY FIFANDRAISANA
Raha liana amin’ny fampianarana ara-Baiboly atao an-taratasy ifandefasan’ny Edisiona Vaovao Mahafaly ianao dia afaka manoratra amin’ireto adiresy manaraka ireto na miantso mivantana.
Adiresy: Edisiona Vaovao Mahafaly BP 351 – 101 – ANTANANARIVO
Email: evmfoibe@yahoo.fr
Tel. (+261) 34 52 187 62
Ary izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ny maty, mba ho Lohany amin’ny zavatra rehetra Izy
Kolosiana 1:18