Centre Timoty Mahatsara
Ny Centre
Timoty MAHATSARA dia anisan’ny projet iray
izay an’i Fiangonana Batista Biblika eto Madagascar ,toerana misy azy dia ao
amin’ny Fokontany Mahatsara ,commune
Niarovana varolona faritra Ilaka Est ,Vatomandry niantomboka tamin’ny
tamin’ny taona2011 , izay manana fiaraha-miasa amin’ny Fikambanana hafa any
ivelany izy io tahaka ny SIM sy Tear fund.
Mpitatana dia Andramatoa RABEATOANDRO Jimmy
François izay missionnaire
Misy ny
sehatr’asa maromaro ao anatiny izay
azahoan’ireo mponina tombotsoa mivanatana na ankolaka toa ny :
-Fitsaboana
(dispensaire) : miandraikitra fahasalamana
-Sekoly
Biblika : manomana mamoaka ireo mpiasan’,
Andriamanitra,hiandraikitra
fiangonana
-Fanomezana rano fisotro madio : Fizarana paompy
amin’ireo tanana izay sarotra fazahoana rano madio
-Fambolena :
manampyamin’ny ara-tsakafo ny mpianatra sy ny
-Fanganana maison anticyclonique : manome asa
mivantana ho an’ny mponina Mahatsara , trano afaka miady amin’ny rivo-doza
Ny
fitoriana ny Filazan-tsara amin’iny faritra antsinanana. Ny fisian’ny Sekoly
Biblika dia anisan’ny hery lehibe manatanteraka io tanjona io,izay
miara-miasa akaiky dia akaiky amin’ireo Fiangonana Batista Biblika manodidina ny faritra
023 no
isan’ireo fiagonana sy vondrom-bavaka misy amin’ny faritra Ilaka Est amin’izao
fotoana izao.
-Mirana
-Robert
et Christine
Misionera
avy amin’ny fiangonana Batista Biblika eto Madagascar ny maro amin’izy ireo ary malagasy
-Rabeantoandro
Jimmy sy Marlis mivady no mpitantana ny
Centre Timoty ary
-Ary
anisan’ny mpampianatra ihany koa ao amin’ny SBBI ihany koa izy
-Joseph
sy Lydia mivady miandraikitra ny fikarakarana ny mpianatra sy ny ao amin’ny
Sekoly Biblika. Avy any Moramanga
-Dadabe
Ramanitra mikarakara ny fambolena avy ao
Fiangoana Ankadivato
-Njaka
sy Ravo mivady miandraikitra ny
fitoriana
-Bruno
sy Orthence mivady mia,ndraikitra ny fitoriana
-Tranquillin
sy Nirina mivady miandraikitra ny
maintenanceao amin’ny Centre sy ny fizarana paompy , izay avy ao amin’ny
Andavamamba Isotry izy izy ireo.
-Nicolas miandraikitra sy manampy ny fandaminna ao
amin’ny Sekoly Biblika Mahajanga
– Victor
mivady avy ao Andasibe
-Hagay
mivady avy any Antsirabe
Ny tsara
ho fantatra dia tsy mandray tambi-karama mivantana avy amin’ny Centre Timoty
ireo misionera fa manao antsitrapo ny fanompoana amin’ny fanohanana ataon’ny
ireo olona na fiangonana azy
Ary dia
samy mihevitra izay hivelomany sy ny fianakaviany avy ny tsirairay.
Mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an’Andriamanitra
Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika
Romana 15 : 6