Menu

Fanambarana ny Vaovao Mahafaly

  Ny zavatra fahita amin’ny ankapobeny, rehefa miresaka fanompoam-pivavahana (culte), dia toa lasa fihetsiketsehana sy fombafomba ety ivelany fotsiny […]

 

Ny zavatra fahita amin’ny ankapobeny, rehefa miresaka fanompoam-pivavahana (culte), dia toa lasa fihetsiketsehana sy fombafomba ety ivelany fotsiny izay tanterahina ao anatin’ny fotoana iray voatokana ho amin’izany, izay raisina ho toy ny zavatra tsy maintsy atao. Izany anefa dia tena mifanohitra amin’ny fivavahana kristiana takian’ny Soratra Masina : miainga avy ao anaty ary mivoaka ety ivelany amin’ny fanambarana ny Vaovao Mahafaly amin’ny rehetra, tsy amin’ny fotoana iray voatokana fa mandritry ny androm-piainana rehetra. Niaina izany i Paoly apostoly ho modely ho an’ny fiangonana ary dia manainga ny rehetra hanokana-tena ho amin’izany ihany koa izy, izany anefa dia miainga avy ao anaty (Rom 12 : 1 – 2, II Ti 1 : 3).

Avatar

JOSOA SALAMA Emmanuel

SJ-FKP-FFBBM