Mahatoky ao anatin’ny Sarotra (1)
Lohahevitra heverina fa mahakasika ny fiainantsika andavanandro ny hoe Mahatoky. Ny fanontaniana apetraka dia izao : Ahoana no tokony […]
Lohahevitra heverina fa mahakasika ny fiainantsika andavanandro ny hoe Mahatoky. Ny fanontaniana apetraka dia izao : Ahoana no tokony […]
Lohahevitra heverina fa mahakasika ny fiainantsika andavanandro ny hoe Mahatoky. Ny fanontaniana apetraka dia izao :
Ahoana no tokony hiainantsika ny tena maha-kristianina mahatoky antsika ao anatin’izao vanim-potoana iainantsika izao?
Avy eo dia nandalo teo anatrehan’i Mosesy IZY sady mbola nanambara hoe «Izaho no TOMPO, TOMPO Andriamanitra mamindrafo sy miantra, mahari-po sy be fitiavana sady mahatoky.