Menu

Jesosy Kristy Mpanalalana Tokana

Faha-70 Taonan'ny FBBM

Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin’ny hazo fijaliana; »

Fa nahoana no Jesosy Kristy no tsy maintsy torina fa tsy olona hafa? Izany no fanontaniana ezahantsika hovaliana amin’ny alalan’ny Tenin’Andriamanitra izay sady Tenin’Andriamanitra faneva rahateo ho an’ny fankalazana ny faha-70 taonan’ny FBBM.
Avatar

Pasteur Andrianome RAMIARISON

FBBM Andavamamba