Fiofanana
Ireo fiofanana / centre de formation misy eto anivon’ny FFBBM sy ireo miara miasa aminay
Ho fampitaovana ireo kristiana efa manompo eo anivon’ny fiangonana.
Ity no pejin’ny Seminera Batista Biblika eto Madagasikara.
Ary izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ny maty, mba ho Lohany amin’ny zavatra rehetra Izy
Kolosiana 1:18