Ekipa Informatika
Ireto ny ekipa informatika mitantana sy ireo kristiana manolo tanana rehetra amin’ny famolavolana ity tranokala ity :
Raha misy fanamarihina na fanovana mila atao amin’ity site ity dia azonao atao ny mandefa email aminay amin’ity rohy ity na mifandray mivantana amin’ireo voalaza etsy ambony ireo.
Fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondran-tena mety hatao ao an-tranon’Andriamanitra, dia ny fiangonan’Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ny fahamarinana.
I Timoty 3:15