Tenin’Andriamanitra
Tenin’Andriamanitra. Verset du jour
Tenin’Andriamanitra. Verset du jour
Mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an’Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika Romana 15 : 6
Fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondran-tena mety hatao ao an-tranon’Andriamanitra, dia ny fiangonan’Andriamanitra velona, sady […]
Ary izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ny maty, mba ho Lohany […]