Miendrika Jesosy
Miendrika Jesosy
Miendrika Jesosy
Efa mahazatra antsika ny manome voninahitra ny Tompo, milaza ny hatsarany amin’ny vavantsika. Tsy ny vava fotsiny anefa no […]
Mendrika ny fanajana ambony indrindra Jesosy. Mendrika ny ametrahana azy ho voalohany amin’ireo zavatra rehetra omentsika haja sy toerana […]
Herim-batana no resahana eto. Maro ireo asa ilàna hery eo amin’ny fanompoana ny Tompo. Inona nno tena anontonantsika ny […]
Ny « fahendrena » dia ny fahaizana mampiasa tsara ireo lalàna mifehy ny tontolo manodidina (zava-boaary, fiaraha-monina, …). Ny […]
Ny « harena » dia entina milaza izay rehetra mety ho fananana : vola, trano, omby, fiara, fanaka, […]
Ny firafitr’io andininy io amin’ny teny fototra dia ahitana fa ilay maha- « miendrika » an’i Jesosy no […]
Ny Apokalipsy 5 :9 no milaza ny antony namonoana ilay Zanak’Ondry : « Ary ny rànao no nanavotanao (izany […]
Na inona na inona ananantsika, dia noraisintsika avy tamin’Andriamanitra (1Kor.4 :7). Ny famonjena antsika indrindra indrindra, dia mbola fanomezana […]
Anjely alinalina sy arivoarivo manodidina ny sezafiandrianan’Andriamanitra no nihira io tononkira io. Mahatalanjona izany satria tsy mba nandray tombontsoa […]