Aim-panahy
Aim-panahy na méditation.
Aim-panahy na méditation.
Maro amin’ireo Salamo izay manomboka amin’ny fitarainana no miafara amin’ny fiderana sy fanambarana fahatokiana an’Andriamanitra. Isan’ireny ny Salamo 13 […]
Ahoana no hahafahantsika miady amin’ny ota eo amin’ny fiainantsika ka hitomboantsika amin’ny fahamasinana ? Ny sarin’ny biby iray ho […]
Ny zavatra fahita amin’ny ankapobeny, rehefa miresaka fanompoam-pivavahana (culte), dia toa lasa fihetsiketsehana sy fombafomba ety ivelany fotsiny […]
Maro ireo mihevitra fa satria izy efa « nandray an’i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy » dia azo […]
Tao amin’ny saha Edena, dia tsy i Satana akory no nampiditra ny voan’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny […]
Eto amin’ity salamo ity, ny hoe « zanak’Andriamanitra » dia mety manambara ireo anjely (toy ny ao amin’ny Joba […]
Anisan’ny teny mahatalanjona ny mpamaky sy ny mpandinika ny Baiboly ilay hoe “…ka nikasa handalo azy.”. Ireo teny ireo […]
Hatramin’ny andro nanotan’ireo olombelona voalohany ka mandrak’ankehitriny dia tsy mitsahatra mitombo ny faharatsiana. Ampy anaporofoana izany ny famakina ireo […]
Ireo mpitondra fivavahana amin’ny akapobeny dia mitono-tena ho mpanompon’Andriamanitra, izay mitady olona hanaraka azy, ary mampiasa ireo fomba maro […]
Ny zavatra tonga ao antsain’ny olona, eny fa na dia eo amin’ny sehatra kristiana aza, rehefa miatrika zava-tsarotra isan-karazany […]