Misy ny sampana vehivavy eto anivon’ny Fiangonana, ity ny pejiny (tohizo)
Ireo vaovao mikasika ny Sampana Vehivavy
Miambena hianareo, tomoera tsara amin’ny finoana, aoka hitomban-dahy, mahereza. Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fitiavana. I Kor 16:13-14 […]
Mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an’Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika
Romana 15 : 6