Radio Batista Biblika eto Madagasikara
Afaka mihaino RADIO an’ny Batista Biblika eto Madagasikara ianao izao, cliquer-o ny play amin’ny lecteur hitanao eo ambany
Fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondran-tena mety hatao ao an-tranon’Andriamanitra, dia ny fiangonan’Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ny fahamarinana.
I Timoty 3:15